|
|
|
|

Entry1  fikelezana aina
Part of speech  2  locution
Examples  3  [1.38] Izany aloha no fantapantatra miandry ny soratra hafa izay mbola ho hita aoriana, angamba, noho ny fikelezana aina fatratra ataon' ireo Arkeologista izay mamongatra ny zavatra betsaka nilevina arivo taona maro.
Root  4  kely, aina

Updated on 2024/12/07